Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:35 - DIEM PROTESTANTA

35 Ny zanakalahin’i Mikà dia ry i Pitôny sy i Meleka ary i Taharea sy i Ahaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Ny zanakalahin’i Mika dia i Pitona, i Meleka, i Tarea ary i Ahaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Ny zanakalahin’i Mikà dia ry i Pitôny sy i Meleka ary i Taharea sy i Ahaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 Zanaka lahin’i Mikà: i Fitôna, i Meleka, i Toraà sy i Akaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ary ny zanakalahin’i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary ny zanakalahin'i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

35 Ny zanakalahin’i Mika dia i Pitona, i Meleka, i Tarea ary i Ahaza.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:35
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Merîbahala; i Meribahala no ray niteraka an’i Mikà.


i Ahaza no ray niteraka an’i Jôhadà; i Jôhadà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà;


Ny zanakalahin’i Mikà dia ry i Pitôny sy i Melèka ary i Taharea sy i Ahaza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra