Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:36 - DIEM PROTESTANTA

36 i Ahaza no ray niteraka an’i Jôhadà; i Jôhadà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 I Ahaza no niteraka an’i Jehoada; i Jehoada no niteraka an’i Alemeta sy i Azmaveta ary i Zimry; i Zimry no niteraka an’i Moza;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 i Ahaza no ray niteraka an’i Jôhadà; i Jôhadà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

36 I Akaza niteraka an’i Joada, i Joada niteraka an’i Alamata, i Azmota ary i Zamrì, i Zamrì niteraka an’i Mosà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Ary Ahaza niteraka an’i Joada; ary Joada niteraka an’i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an’i Moza;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Ary Ahaza niteraka an'i Joada; ary Joada niteraka an'i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an'i Moza;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

36 I Ahaza no niteraka an’i Jehoada; i Jehoada no niteraka an’i Alemeta sy i Azmaveta ary i Zimry; i Zimry no niteraka an’i Moza;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:36
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Mikà dia ry i Pitôny sy i Meleka ary i Taharea sy i Ahaza.


i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Rafà no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Rafà; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà.


I Ahaza no ray niteraka an’i Jahirà; i Jahirà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra