Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Niray tamin’ny vadiny indray i Efraîma, dia nanana anaka ravehivavy ka nitera-dahy; ary nataon-drainy hoe Berihà ny anaran’ny zaza, satria nitoetra tao an-trano hatrany ity reniny noho ny fahoriana nidona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Nony niray tamin’ny vadiny izy dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Niray tamin’ny vadiny indray i Efraîma, dia nanana anaka ravehivavy ka nitera-dahy; ary nataon-drainy hoe Berihà ny anaran’ny zaza, satria nitoetra tao an-trano hatrany ity reniny noho ny fahoriana nidona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Nandeha tamin’ny vadiny izy, dia nanana anaka ravehivavy, ka nitera-dahy; dia nomeny anarana hoe Berià, satria tra-pahoriana izy ireo tao an-tranony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary nony niray tamin’ny vadiny izy, dia nanan-anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin’izany. (

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary nony niray tamin'ny vadiny izy, dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin'izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Nony niray tamin’ny vadiny izy dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin’izany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:23
3 Rohy Ifampitohizana  

Toy izany indrindra ny fianakaviako eo anoloan’Andriamanitra; fa fanekempihavanana maharitra mandrakizay no nataon’Andriamanitra tamiko, dia fanekempihavanana mirindra sy voatandro amin’ny lafiny rehetra. Ny fandresena sy ny zava-tsoa azoko dia Izy no ipoiran’ireny rehetra ireny.


Nisaona azy mirahalahy ela i Efraîma rainy, ary tonga ireo havany hampionona azy.


Ny zanakavavin’i Efraîma dia i Seerà, izay nanorina an’i Bety-Hôrôna ambany sy i Bety-Hôrôna ambony ary i Ozena-Seerà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra