1Tantara 7:22 - DIEM PROTESTANTA22 Nisaona azy mirahalahy ela i Efraîma rainy, ary tonga ireo havany hampionona azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Nisaona azy ela i Efraima rainy ary tonga nampionona azy ny rahalahiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Nisaona azy mirahalahy ela i Efraîma rainy, ary tonga ireo havany hampionona azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Nisaonan’i Efraima rainy ela izy ireo, ka tonga ny rahalahiny hampionona azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary Efraima, rainy nisaona azy ela, dia avy ny rahalahiny hampionona azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary Efraima, rainy nisaona azy ela, dia avy ny rahalahiny hampionona azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Nisaona azy ela i Efraima rainy ary tonga nampionona azy ny rahalahiny. Jereo ny toko |