1Tantara 5:36 - DIEM PROTESTANTA36 i Johanàna, ray niteraka an’i Hazarià (ity Hazarià ity no nanao fisoronana tao amin’ny tempoly izay naorin’i Salômôna tao Jerosalema); Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 i Johanana no niteraka an’i Azaria, ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 i Johanàna, ray niteraka an’i Hazarià (ity Hazarià ity no nanao fisoronana tao amin’ny tempoly izay naorin’i Salômôna tao Jerosalema); Jereo ny tokoBaiboly Katolika36 i Johanàna niteraka an’i Azariasa, izay nanao ny fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Salômôna, tany Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 ary Johanana niteraka an’i Azaria (ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema); Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 i Johanana no niteraka an’i Azaria, ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema; Jereo ny toko |