1Tantara 5:36 - Baiboly Katolika36 i Johanàna niteraka an’i Azariasa, izay nanao ny fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Salômôna, tany Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 i Johanana no niteraka an’i Azaria, ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA36 i Johanàna, ray niteraka an’i Hazarià (ity Hazarià ity no nanao fisoronana tao amin’ny tempoly izay naorin’i Salômôna tao Jerosalema); Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 i Johanàna, ray niteraka an’i Hazarià (ity Hazarià ity no nanao fisoronana tao amin’ny tempoly izay naorin’i Salômôna tao Jerosalema); Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 ary Johanana niteraka an’i Azaria (ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema); Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 i Johanana no niteraka an’i Azaria, ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema; Jereo ny toko |