Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 21:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Tamin’izay ny tranolain’ny TOMPO (tranolay nataon’i Mosesy tany an-taniefitra) sy ny alitara fanolorana sorona dorana manontolo dia teo amin’ny Toeramasina tao Gibehôna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Fa ny tabernakelin’NY TOMPO izay nataon’i Mosesy tany an-tany efitra sy ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo kosa dia teo amin’ny toerana fanaovana sorona tao Gibeona tamin’izany fotoana izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Tamin’izay ny tranolain’ny TOMPO (tranolay nataon’i Mosesy tany an-taniefitra) sy ny alitara fanolorana sorona dorana manontolo dia teo amin’ny Toeramasina tao Gibehôna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Ilay tabernaklan’i Iaveh nataon’i Môizy tany an’efitra sy ny ôtelin’ny sorona dorana, dia teo amin’ny fitoerana avo tany Gabaôna fahizay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Fa ny tabernakelin’i Jehvoah izay nataon’i Mosesy tany an-efitra sy ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana kosa dia teo amin’ny fitoerana avo tao Gibeona fahizay;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Fa ny tabernakelin'i Jehovah izay nataon'i Mosesy tany an-efitra sy ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana kosa dia teo amin'ny fitoerana avo tao Gibeona fahizay;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Fa ny tabernakelin’NY TOMPO izay nataon’i Mosesy tany an-tany efitra sy ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo kosa dia teo amin’ny toerana fanaovana sorona tao Gibeona tamin’izany fotoana izany;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 21:29
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny adidy nankinin’i Davida tamin’i Tsadôka mpisorona sy ny mpisorona namany kosa dia ny raharaha teo anoloan’ny Tranolain’ny TOMPO izay tao amin’ny toeram-panasinana any Gibehôna.


Nony hitan’i Davida namaly vavaka azy ny TOMPO teo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita, dia nanjary nanolotra sorona teo izy isaky ny fotoanandro sahaza.


nefa tsy afaka nankany i Davida mba hanontany an’Andriamanitra, satria natahorany loatra ny sabatr’ilay anjelin’ny TOMPO.


Dia niverina tany Jerosalema i Salômôna rehefa niala teo amin’ny toeram-pisoronana tao Gibehôna, izay nisy ny Tranolay fihaonana; ary nanjaka tamin’i Israely izy.


Dia niara-niakatra ho any amin’ny toeram-pisoronana tao Gibehôna i Salômôna sy ny olona rehetra tafangona; fa tao no nisy ny Tranolay fihaonana tamin’Andriamanitra, dia ilay nataon’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO tany an-taniefitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra