1Tantara 21:30 - DIEM PROTESTANTA30 nefa tsy afaka nankany i Davida mba hanontany an’Andriamanitra, satria natahorany loatra ny sabatr’ilay anjelin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 nefa tsy nahazo nankeo anoloan’izany hanontany amin’Andriamanitra i Davida; fa raiki-tahotra izy noho ny sabatr’ilay Anjelin’NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 nefa tsy afaka nankany i Davida mba hanontany an’Andriamanitra, satria natahorany loatra ny sabatr’ilay anjelin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika30 Tsy tohan’i Davida anefa ny nankeo anoloan’izany ôtely izany, hanaja an’Andriamanitra, fa raiki-tahotra izy, noho ny sabatr’ilay Anjelin’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 nefa Davida tsy nahazo nankeo anoloan’izany hanontany amin’Andriamanitra; fa raiki-tahotra izy noho ny sabatr’Ilay Anjelin’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 nefa Davida tsy nahazo nankeo anoloan'izany hanontany amin'Andriamanitra; fa raiki-tahotra izy noho ny sabatr'Ilay Anjelin'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 nefa tsy nahazo nankeo anoloan’izany hanontany amin’Andriamanitra i Davida; fa raiki-tahotra izy noho ny sabatr’ilay Anjelin’NY TOMPO. Jereo ny toko |
Tsy mba atahoranareo akory ve Izaho TOMPO? Tsy mba mangovitra eo anatrehako ve ianareo? Izaho anefa no nametraka ny fasika ho fefin’ny ranomasina, dia fetra mandrakizay tsy hihoarany: na dia misamboaravoara mafy aza izy dia tsy mahavaky izany fefy izany; na dia mirohondrohona be aza ny onjany, dia tsy afaka mihoatra azy.