Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 21:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Nony hitan’i Davida namaly vavaka azy ny TOMPO teo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita, dia nanjary nanolotra sorona teo izy isaky ny fotoanandro sahaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa novalin’NY TOMPO teo amin’ny famoloan’i Ornana jebosita izy dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Nony hitan’i Davida namaly vavaka azy ny TOMPO teo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita, dia nanjary nanolotra sorona teo izy isaky ny fotoanandro sahaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa nihaino azy i Iaveh tao amin’ny famoloan’i Ornàna Jeboseanina, dia nanatitra sorona tao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa novalian’i Jehovah teo amin’ny famoloan’i Araona Jebosita izy, dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Tamin'izany andro izany, nony hitan'i Davida fa novalian'i Jehovah teo amin'ny famoloan'i Araona Jebosita izy, dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa novalin’NY TOMPO teo amin’ny famoloan’i Ornana jebosita izy dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 21:28
3 Rohy Ifampitohizana  

Tonga tao Gôrena-Atàda, any am-pitan’i Jôrdàna izy ireo. Tao no nankalazany tamin’ny fomba manetriketrika sy manohina tokoa ny famoizana an’i Jakôba, fa naharitra fito andro ny fisaonan’i Jôsefa an-drainy.


Dia nodidian’ny TOMPO ilay anjely mba hampiditra ny sabany tamin’ny tranony.


Tamin’izay ny tranolain’ny TOMPO (tranolay nataon’i Mosesy tany an-taniefitra) sy ny alitara fanolorana sorona dorana manontolo dia teo amin’ny Toeramasina tao Gibehôna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra