Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 21:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Ary nanatona an’i Araonà i Davida; vao nijery kosa i Araonà ka nahita an’i Davida, dia niala teo amin’ny famoloana ka nihohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Nony tonga teo amin’i Ornana i Davida dia nijery i Ornana ka nahita an’i Davida, ary niala avy teo amin’ny famoloana izy ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ary nanatona an’i Araonà i Davida; vao nijery kosa i Araonà ka nahita an’i Davida, dia niala teo amin’ny famoloana ka nihohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Nony tonga teo akaikin’i Ornàna i Davida, nijery i Ornàna ka nahita an’i Davida, dia niala teo am-pamoloana izy, ary niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary nony tonga teo amin’i Araona Davida, dia nijery Araona ka nahita an’i Davida, ary dia niala avy teo amin’ny famoloana izy ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary nony tonga teo amin'i Araona Davida, dia nijery Araona ka nahita an'i Davida, ary dia niala avy teo amin'ny famoloana izy ka niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Nony tonga teo amin’i Ornana i Davida dia nijery i Ornana ka nahita an’i Davida, ary niala avy teo amin’ny famoloana izy ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 21:21
6 Rohy Ifampitohizana  

Tonga tao Gôrena-Atàda, any am-pitan’i Jôrdàna izy ireo. Tao no nankalazany tamin’ny fomba manetriketrika sy manohina tokoa ny famoizana an’i Jakôba, fa naharitra fito andro ny fisaonan’i Jôsefa an-drainy.


I Araonà dia nively vary tamin’izay. Ary niherika izy ka nahita an’ilay anjely; ny zanany efa-dahy izay niaraka taminy kosa dia lasa niery.


Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Araonà: –Mba omeo ahy ny tokotany misy ity famoloana ity, mba omeo ahy araka izay tena vidiny haloa vola; fa hanorenako alitara ho an’ny TOMPO izany mba hitsaharan’ny areti-mandringana tsy hamely ny vahoaka.


dia niakatra ho any an-danitra ny lelafo avy tamin’ny sorona teo amin’ny alitara. Ary hitan’izy roa fa niakatra tao anatin’ny lelafo ilay anjelin’ny TOMPO; koa niankohoka tamin’ny tany izy mivady.


Raha vao nahita an’i Davida i Abigaîla, dia nialany faingana ny borikiny, ka niondrika teo anatrehan’i Davida izy


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra