1Tantara 21:21 - Baiboly Katolika21 Nony tonga teo akaikin’i Ornàna i Davida, nijery i Ornàna ka nahita an’i Davida, dia niala teo am-pamoloana izy, ary niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Nony tonga teo amin’i Ornana i Davida dia nijery i Ornana ka nahita an’i Davida, ary niala avy teo amin’ny famoloana izy ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Ary nanatona an’i Araonà i Davida; vao nijery kosa i Araonà ka nahita an’i Davida, dia niala teo amin’ny famoloana ka nihohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Ary nanatona an’i Araonà i Davida; vao nijery kosa i Araonà ka nahita an’i Davida, dia niala teo amin’ny famoloana ka nihohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary nony tonga teo amin’i Araona Davida, dia nijery Araona ka nahita an’i Davida, ary dia niala avy teo amin’ny famoloana izy ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary nony tonga teo amin'i Araona Davida, dia nijery Araona ka nahita an'i Davida, ary dia niala avy teo amin'ny famoloana izy ka niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'i Davida. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Nony tonga teo amin’i Ornana i Davida dia nijery i Ornana ka nahita an’i Davida, ary niala avy teo amin’ny famoloana izy ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida. Jereo ny toko |