Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 21:20 - DIEM PROTESTANTA

20 I Araonà dia nively vary tamin’izay. Ary niherika izy ka nahita an’ilay anjely; ny zanany efa-dahy izay niaraka taminy kosa dia lasa niery.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ary niherika i Ornana ka nahita ilay Anjely; ny zanany efa-dahy izay teo aminy tamin’io dia lasa niery. I Ornana tamin’izay dia nanosihosy vary tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 I Araonà dia nively vary tamin’izay. Ary niherika izy ka nahita an’ilay anjely; ny zanany efa-dahy izay niaraka taminy kosa dia lasa niery.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Niherika i Ornàna ka nahita ilay Anjely dia niery izy sy ireo zanany efa-dahy; nively vary tamin’izay i Ornàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary Araona niherika ka nahita Ilay Anjely; ary ny zanany efa-dahy izay teo aminy dia niery. Ary Araona nively vary tao tamin’izay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary Araona niherika ka nahita Ilay Anjely; ary ny zanany efa-dahy izay teo aminy dia niery. Ary Araona nively vary tao tamin'izay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Ary niherika i Ornana ka nahita ilay Anjely; ny zanany efa-dahy izay teo aminy tamin’io dia lasa niery. I Ornana tamin’izay dia nanosihosy vary tao.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 21:20
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia niakatra i Davida, araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny anaran’ny TOMPO.


Ary nanatona an’i Araonà i Davida; vao nijery kosa i Araonà ka nahita an’i Davida, dia niala teo amin’ny famoloana ka nihohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Davida.


Ary tonga tao an-tanàna Hôfrà ilay anjelin’ny TOMPO ka nipetraka teo ambanin’ny hazo terebinta izay an’i Jôasy lehilahy anisan’ny tarik’i Abihezera. I Gidehôna zanakalahin’i Jôasy tamin’izay dia teo am-pivelezam-bary tao amin’ny famiazam-boaloboka mba tsy ho hitan’ny Midianita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra