Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 2:45 - DIEM PROTESTANTA

45 ny zanakalahin’i Samay dia i Mahôna; ary i Mahôna no mpanorina an’i Bety-Tsoro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

45 ny zanakalahin’i Samay dia i Maona; i Maona no rain’ny any Bety-Zora;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

45 ny zanakalahin’i Samay dia i Mahôna; ary i Mahôna no mpanorina an’i Bety-Tsoro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

45 Zanaka lahin’i Samaia: i Maona, ary i Maona no rain’i Betsora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

45 ary ny zanakalahin’i Samay dia Maona, ary Maona no razamben’ny any Beti-zora;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

45 ary ny zanakalahin'i Samay dia Maona, ary Maona no razamben'ny any Beti-zora;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

45 ny zanakalahin’i Samay dia i Maona; i Maona no rain’ny any Bety-Zora;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 2:45
4 Rohy Ifampitohizana  

I Sema no ray niteraka an’i Rahama izay rain’i Jôrkehama. I Rekama no ray niteraka an’i Samay;


I Hefà, vadikelin’i Kaleba, no reny niteraka an’i Haràna sy i Môtsà ary i Gazeza. I Haràna no ray niteraka an’i Jaheday;


Dia ao koa i Mahôna, i Karmela, i Zifa, i Jôtà,


Farany ao koa i Halihola, i Bety-Tsora, i Gedôra,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra