Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

1Tantara 2:46 - DIEM PROTESTANTA

46 I Hefà, vadikelin’i Kaleba, no reny niteraka an’i Haràna sy i Môtsà ary i Gazeza. I Haràna no ray niteraka an’i Jaheday;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

46 ary i Efaha, vady tsindranon’i Kaleba, no niteraka an’i Harana sy i Moza ary i Gazeza. Ary i Harana no niteraka an’i Gazeza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

46 I Hefà, vadikelin’i Kaleba, no reny niteraka an’i Haràna sy i Môtsà ary i Gazeza. I Haràna no ray niteraka an’i Jaheday;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

46 I Efah vaditsindranon’i Kaleba, niteraka an’i Haràna, i Mosà ary i Gazeza. I Haràna niteraka an’i Gezea.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

46 ary Efaha, vaditsindranon’i Kaleba, niteraka an’i Harana sy Moza sy Gazeza; ary Harana niteraka an’i Gazeza.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

46 ary Efaha, vaditsindranon'i Kaleba, niteraka an'i Harana sy Moza sy Gazeza; ary Harana niteraka an'i Gazeza.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

46 ary i Efaha, vady tsindranon’i Kaleba, no niteraka an’i Harana sy i Moza ary i Gazeza. Ary i Harana no niteraka an’i Gazeza.

Jereo ny toko dika mitovy

1Tantara 2:46
4 Rohy Ifampitohizana  

ny zanakalahin’i Samay dia i Mahôna; ary i Mahôna no mpanorina an’i Bety-Tsoro.

ary ny zanakalahin’i Jaheday dia i Regema sy i Jôtama, i Gesàna sy i Peleta ary i Hefà sy i Sahafy.

I Mahekà, vadikelin’i Kaleba, no reny niteraka an’i Sebera sy i Tirehanà;

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra