Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 2:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Ny zanakalahin’i Jada, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jonatana; nefa maty momba i Jetera.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Zanaka lahin’i Jadà, rahalahin’i Semeià: i Jetera sy i Jonatàna. Maty tsy niteraka i Jetera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Ary ny zanakalahin’i Jada, rahalahin’i Samay, dia Jatera sy Jonatana; nefa maty momba Jatera.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Ary ny zanakalahin'i Jada, rahalahin'i Samay, dia Jatera sy Jonatana; nefa maty momba Jatera.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Ny zanakalahin’i Jada, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jonatana; nefa maty momba i Jetera.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 2:32
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Ônama dia i Semay sy i Jadà; ny zanakalahin’i Samay kosa dia i Nadaba sy i Abisora.


Ny zanakalahin’i Apaîma dia i Jisehỳ; ny zanakalahin’i Jisehỳ dia i Sesàna; ary ny zanakalahin’i Sesàna dia i Ahelay.


Ary ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Peleta sy i Zazà. Ireo avy no taranak’i Jerehimeela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra