Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 2:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Ny zanakalahin’i Apaîma dia i Jisehỳ; ny zanakalahin’i Jisehỳ dia i Sesàna; ary ny zanakalahin’i Sesàna dia i Ahelay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Ny zanakalahin’i Apaima dia i Jisy. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Sesana. Ny zanakalahin’i Sesana dia i Ahelay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Ny zanakalahin’i Apaîma dia i Jisehỳ; ny zanakalahin’i Jisehỳ dia i Sesàna; ary ny zanakalahin’i Sesàna dia i Ahelay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Zanaka lahin’i Afaima: I Jesì. Zanaka lahin’i Jesì: i Sesàna. Zanaka lahin’i Sesàna: i Oholaia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary ny zanakalahin’i Apaima dia Jisy. Ary ny zanakalahin’i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin’i Sesana dia Ahelay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary ny zanakalahin'i Apaima dia Jisy Ary ny zanakalahin'i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin'i Sesana dia Ahelay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Ny zanakalahin’i Apaima dia i Jisy. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Sesana. Ny zanakalahin’i Sesana dia i Ahelay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 2:31
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Nadaba dia i Seleda sy i Apaîma; fa maty tsy niteraka i Seleda.


Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera.


Ny zanakalahin’i Simôna dia i Amnôna sy i Rinà ary i Bena-Hanàna sy i Tilôna. Taranak’i Jisehỳ: i Zôheta sy ilay zanakalahin’i Zôheta.


Ary tamin’ny taranak’i Simehôna dia nisy lehilahy dimanjato notarihin’i Pelatià sy i Neharià ary i Refaià sy i Hoziela izay samy zanakalahin’i Jisehỳ; nankany an-tendrombohitr’i Sehira ireo,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra