Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 16:39 - DIEM PROTESTANTA

39 Ny adidy nankinin’i Davida tamin’i Tsadôka mpisorona sy ny mpisorona namany kosa dia ny raharaha teo anoloan’ny Tranolain’ny TOMPO izay tao amin’ny toeram-panasinana any Gibehôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

39 I Zadoka mpisorona sy ny mpisorona rahalahiny dia navelany ho eo anoloan’ny tabernakelin’NY TOMPO teo amin’ny toerana fanaovana sorona any Gibeona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Ny adidy nankinin’i Davida tamin’i Tsadôka mpisorona sy ny mpisorona namany kosa dia ny raharaha teo anoloan’ny Tranolain’ny TOMPO izay tao amin’ny toeram-panasinana any Gibehôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

39 Toy izany koa i Sadaoka mpisorona, mbamin’ireo mpisorona rahalahiny, teo anoloan’ny Fonenan’i Iaveh teo amin’ny fitoerana avo tao Gabaôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

39 Ary Zadoka mpisorona sy ny mpisorona rahalahiny dia navelany teo anoloan’ny tabernakelin’i Jehovah teo amin’ny fitoerana avo any Gibeona,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

39 Ary Zadoka mpisorona sy ny mpisorona rahalahiny dia navelany teo anoloan'ny tabernakelin'i Jehovah teo amin'ny fitoerana avo any Gibeona,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

39 I Zadoka mpisorona sy ny mpisorona rahalahiny dia navelany ho eo anoloan’ny tabernakelin’NY TOMPO teo amin’ny toerana fanaovana sorona any Gibeona.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 16:39
8 Rohy Ifampitohizana  

i Tsadôka zanakalahin’i Ahitoba mbamin’i Ahimelèka zanakalahin’i Abiatara no mpisorona; i Seraià no mpitantsoratra;


Fa i Tsadôka mpisorona sy i Benaià zanakalahin’i Jôiadà sy i Natàna mpaminany mbamin’i Simehỳ sy i Rehỳ ary ireo kalazan’i Davida kosa tsy mba niandany tamin’i Adônià.


Indray andro dia nankany Gibehôna ny mpanjaka mba hanao sorona, fa tany no toeram-pisoronana malaza indrindra. Sorona dorana manontolo arivo no naterin’i Salômôna teo amin’izany alitara izany.


niampy an’i Jôiadà, filohan’ny taranak’i Aharôna, niaraka tamin’ny 3 700 lahy,


Nantsoin’i Davida ny mpisorona, dia ry i Tsadôka sy i Abiatara, nantsoiny koa ny levita, dia ry i Oriela sy i Hasaià ary i Jôela mbamin-dry i Semahià sy i Eliela ary i Haminadaba,


Tamin’izay ny tranolain’ny TOMPO (tranolay nataon’i Mosesy tany an-taniefitra) sy ny alitara fanolorana sorona dorana manontolo dia teo amin’ny Toeramasina tao Gibehôna;


Dia niverina tany Jerosalema i Salômôna rehefa niala teo amin’ny toeram-pisoronana tao Gibehôna, izay nisy ny Tranolay fihaonana; ary nanjaka tamin’i Israely izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra