Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 16:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Izy ireo no hanatitra sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO tsy an-kiato marain-tsy hariva ary eo amin’ny alitara fisoronana sy hanao izay fandraharahana rehetra voasoratra ao amin’ny lalàna nandidian’ny TOMPO an’i Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Izy ireo dia hanolotra fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO marain-tsy hariva eo amin’ny alitara fandoroana ny fanatitra mandrakariva, dorana manontolo, ary hanatanteraka izay rehetra voasoratra ao amin’ny lalànan’NY TOMPO, izay nomeny ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Izy ireo no hanatitra sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO tsy an-kiato marain-tsy hariva ary eo amin’ny alitara fisoronana sy hanao izay fandraharahana rehetra voasoratra ao amin’ny lalàna nandidian’ny TOMPO an’i Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 mba hanolotra sorona dorana tsy tapaka, maraina sy hariva, amin’i Iaveh, eo anoloan’ny ôtely fanaovan-tsorona dorana, sy hanao izay rehetra voasoratra ao amin’ny lalàn’i Iaveh izay nandidiany an’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 hanatitra fanatitra dorana ho an’i Jehvoah marain-tsy hariva eo amin’ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mandrakariva, ary hanao araka izay rehetra voasoratra ao amin’ny lalàn’i Jehovah, izay nandidiany ny Isiraely,–

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 hanatitra fanatitra dorana ho an'i Jehovah marain-tsy hariva eo amin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mandrakariva, ary hanao araka izay rehetra voasoratra ao amin'ny lalàn'i Jehovah, izay nandidiany ny Isiraely,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

40 Izy ireo dia hanolotra fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO marain-tsy hariva eo amin’ny alitara fandoroana ny fanatitra mandrakariva, dorana manontolo, ary hanatanteraka izay rehetra voasoratra ao amin’ny lalànan’NY TOMPO, izay nomeny ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 16:40
11 Rohy Ifampitohizana  

i Tsadôka zanakalahin’i Ahitoba mbamin’i Ahimelèka zanakalahin’i Abiatara no mpisorona; i Seraià no mpitantsoratra;


Rehefa dila ny mitataovovonana, dia mbola nirediredy niantso an’i Bahala ihany izy mandra-pahatonga ny fotoana fanaovany sorona takariva, nefa tsy nisy nanoina na namaly teny amam-pihetsika azy akory.


Ny tempoly hataoko dia ho lehibe, satria lehibe noho ny andriamanitra rehetra ilay Andriamanitray.


Ny zavatra hatao sorona dorana manontolo dia nomen’ny mpanjaka avy tamin’ny fananany, na ny fanolotra marain-tsy hariva izany na ny fanolotra isan-tsabata sy amin’ny voaloham-bolana ary amin’ny fankalazana hafa, araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’ny TOMPO.


Na dia nampahatahotra azy aza ireo valovotaka tao Joda, dia naorin’ny Israelita teo amin’ny toerany taloha ihany ny alitara; ary teo amboniny no nanolorany sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO, dia ireo sorona fanao maraina sy hariva.


Ary raha mbola niteny sady nivavaka toy izany aho, dia indro i Gabriela, ilay anjely hitako tamin’ny fahitana anikeheo, fa nanidina haingana nanatona ahy tamin’ny fotoanan’ny fanatitra hariva.


Avy eo dia natolony ny fanatitra lafarinina ka nangalany eran-tanan’ila izay nodorany hanetona teo ambonin’ny alitara ankoatra ny sorona dorana manontolo fanolotra isa-maraina.


Izao no teny hentitry Tompo ANDRIANANAHARY: «Mankanesa any Betela, ry taranak’i Israely, ka manotà ianareo; mankanesa any Gilgala, ka ampitomboy ny helokareo. Ento ny soronareo ny ampitson’ny ahatongavana, ary ny fahafolon-karenareo ny afakampitso.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra