1Tantara 16:24 - DIEM PROTESTANTA24 Ambarao amin’ireo firenena ny voninahiny, lazao amin’ny vahoaka rehetra ny zava-mahagaga nataony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Ambarao any amin’ny Jentilisa ny voninahiny, ary any amin’ny firenena rehetra ny fahagagana ataony! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Ambarao amin’ireo firenena ny voninahiny, lazao amin’ny vahoaka rehetra ny zava-mahagaga nataony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika24 Ambarao amin’ny firenena ny voninahiny ary amin’ny vahoaka rehetra ny fahagagany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ambarao any amin’ny jentilisa ny voninahiny, Ary any amin’ny firenena rehetra ny fahagagana ataony. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ambarao any amin'ny jentilisa ny voninahiny, ary any amin'ny firenena rehetra ny fahagagana ataony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Ambarao any amin’ny Jentilisa* ny voninahiny, ary any amin’ny firenena rehetra ny fahagagana ataony! Jereo ny toko |
Hapetrako eo anivony ny mariky ny fahefàko. Ary ireo sisa velona tamin’ny fitsarako dia hirahiko ho any amin’ny vahoakan’i Tarsisy sy i Pola ary i Loda izay olona kinga amin’ny fandefasana zana-tsipîka, na hirahiko ho any Tobala sy i Javàna ary any amin’ireo nosy lavitra izay tsy mbola nandre ny lazako sady tsy mbola nahita ny voninahitro. Dia hotorîn’ireo irako any amin’ny hafa firenena ny voninahitro.