1Tantara 16:23 - DIEM PROTESTANTA23 Mihirà ho an’ny TOMPO, ry mponin’ny tany tontolo, torio isan’andro isan’andro ny namonjeny antsika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Mihirà ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra! Lazao isanandro isanandro ny vaovao mahafalin’ny famonjeny! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Mihirà ho an’ny TOMPO, ry mponin’ny tany tontolo, torio isan’andro isan’andro ny namonjeny antsika. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Mihirà ho an’i Iaveh, ry mponina amin’ny tany rehetra, torio isan’andro ny famonjeny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Mihirà ho an’i Jehovah, ry tany rehetra; Lazao isan-andro isan-andro ny famonjeny mahafaly. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Mihira ho an'i Jehovah, ry tany rehetra; Lazao isan'andro isan'andro ny famonjeny mahafaly. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Mihirà ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra! Lazao isanandro isanandro ny vaovao mahafalin’ny famonjeny! Jereo ny toko |