Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 16:22 - DIEM PROTESTANTA

22 «Aza kasihina ireo voahosotro, ary aza asian-dratsy ireo mpitondra hafatro!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Aza mikasika ireo Voahosotro, ary aza manisy ratsy ireo mpaminaniko!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 «Aza kasihina ireo voahosotro, ary aza asian-dratsy ireo mpitondra hafatro!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 aza mitendry ireo voahosotra, aza manisy ratsy ny mpaminaniko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Aza manendry ireo voahosotro, Ary aza manisy ratsy ireo mpaminaniko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Aza manendry ireo voahosotro, Ary aza manisy ratsy Ireo mpaminaniko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Aza mikasika ireo Voahosotro, ary aza manisy ratsy ireo mpaminaniko!

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 16:22
8 Rohy Ifampitohizana  

Koa ankehitriny avereno amin’ny vadiny ravehivavy. Mpaminany izy ka hivavaka ho anao, dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa izy, dia fantaro fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra anao.


hosory ho mpanjakan’i Israely koa i Jehò zanakalahin’i Nimsỳ; ary hosory ho mpaminany handimby anao i Elisà zanakalahin’i Safata sady avy any Abela-Mehôlà.


Mihirà ho an’ny TOMPO, ry mponin’ny tany tontolo, torio isan’andro isan’andro ny namonjeny antsika.


«Aza kasihina ireo voahosotro ary aza asian-dratsy ireo mpitondra hafatro.»


Ianareo kosa, dia ny Fanahy Masina efa noraisinareo avy tamin’i Kristy no mitoetra ao anatinareo, ka tsy mila hampianarin’olona ianareo. Fa ny Fanahy Masina avy amin’i Kristy no mampianatra anareo ny amin’ny zavatra rehetra, ary zavatra marim-pototra fa tsy lainga no ampianariny; ka tomoera ao anatin’i Kristy ianareo, araka ny nampianaran’ny Fanahy Masina anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra