Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 16:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Kanefa tsy nisy navelan’Andriamanitra hampahory anareo fa nampitandrina ny mpanjaka Izy noho ny aminareo hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 tsy nisy navelany hampahory azy anefa, fa nananatra mpanjaka noho ny amin’ireo Izy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Kanefa tsy nisy navelan’Andriamanitra hampahory anareo fa nampitandrina ny mpanjaka Izy noho ny aminareo hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 tsy navelany hampahory azy, fa izy ireo aza namaizany mpanjaka:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Tsy nisy navelany hampahory azy; Ary nananatra mpanjaka Izy noho ny amin’ireo hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Tsy nisy navelany hampahory azy; Ary nananatra mpanjaka Izy noho ny amin'ireo hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 tsy nisy navelany hampahory azy anefa, fa nananatra mpanjaka noho ny amin’ireo Izy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 16:21
9 Rohy Ifampitohizana  

Fa ny TOMPO namely loza goavana ny Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama.


Niseho nofy tamin’i Abimelèka anefa Andriamanitra nony alina ka nanao taminy hoe: –Indro ho faty ianao noho ny amin’ny vehivavy izay nalainao, fa manam-bady izy io.


Tonga tany amin’i Labàna aramianina tamin’ny nofy anefa Andriamanitra nony alina ka nilaza taminy hoe: –Mampitandrina anao Aho mba tsy hanao na inona na inona amin’i Jakôba!


Afaka manisy ratsy anao aho, kanefa Ilay Andriamanitry ny rainao dia nilaza tamiko halina hoe: «Mampitandrina anao Aho mba tsy hanao na inona na inona amin’i Jakôba.»


Raha tsy nomba ahy ny Andriamanitr’i Abrahama raibeko, ilay Andriamanitra nampihorohoro an’i Itsehàka, dia ho nalefanao nitondra tanam-polo aho ankehitriny. Fa nahita ny fijaliako sy ny hasasarako Andriamanitra ka nananatra anao halina.


nivezivezy nitety firenena ianareo ka niala tamin’ny fanjakana iray hankany amin’ny vahoaka hafa.


Izany no famaizana setrin’ny avonavony satria izy roa tonta dia samy nandatsa ny vahoakan’ilay TOMPOn’izao rehetra izao ary nanitatra ny taniny teo amin’ny azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra