Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 16:20 - DIEM PROTESTANTA

20 nivezivezy nitety firenena ianareo ka niala tamin’ny fanjakana iray hankany amin’ny vahoaka hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 nifindrafindra tany amin’ny firenena sy nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 nivezivezy nitety firenena ianareo ka niala tamin’ny fanjakana iray hankany amin’ny vahoaka hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 nivezivezy nifindra firenena izy ireo, avy amin’ny fanjakana iray ho amin’ny vahoaka hafa,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary nifindrafindra tany amin’ny firenena, Sy nifindrafindra fanjakana ho amin’ny firenen-kafa,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary nifindrafindra tany amin'ny firenena, sy nifindrafindra fanjakana ho amin'ny firenen-kafa,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 nifindrafindra tany amin’ny firenena sy nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 16:20
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary nisy mosary tao amin’ny tany; ka rehefa nihamafy izany, dia nidina tany Ejipta ry i Abrama.


Niala teo i Abrahama nankany amin’ny faritany atsimo, ka nonina tao anelanelan’i Kadesy sy i Soro, ary nivahiny tao Gerara.


Dia hoy indray Izy hoe: –Izaho no Andriamanitra, dia ilay Andriamanitry ny rainao. Aza matahotra hidina any Ejipta ianao; fa hataoko firenena lehibe any.


Nentin’ireo koa ny biby fiompiny mbamin’ny fananana hafa izay noharîny tao amin’ny tany Kanahàna. Dia tonga tany Ejipta i Jakôba sy ny taranany rehetra niaraka taminy,


Tamin’izay ianareo mbola mora isaina, mpifindra monina vitsy kely teo amin’ny tany;


Kanefa tsy nisy navelan’Andriamanitra hampahory anareo fa nampitandrina ny mpanjaka Izy noho ny aminareo hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra