Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 16:18 - DIEM PROTESTANTA

18 fony Andriamanitra nilaza hoe: «Homeko ho anao ny tany Kanahàna ho anjara lova ho anao sy ny taranakao».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 ka nilazany hoe: Homeko anao ny tany Kanana ho lovanareo voarefy tsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 fony Andriamanitra nilaza hoe: «Homeko ho anao ny tany Kanahàna ho anjara lova ho anao sy ny taranakao».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 nataony hoe: ‹Homeko anao ny tany Kanaana, ho anjara lovanao.›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ka nataony hoe: Homeko anao ny tany Kanana Ho lovanareo voazara amin’ny famolaina;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ka nataony hoe: Homeko anao ny tany Kanana ho lovanareo voazara amin'ny famolaina;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 ka nilazany hoe: Homeko anao ny tany Kanana ho lovanareo voarefy tsara.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 16:18
9 Rohy Ifampitohizana  

Niseho tamin’i Abrama ny TOMPO ka niteny taminy hoe: «Homeko ny taranakao ity tany ity.» Dia nanorina alitara ho an’ny TOMPO i Abrama teo amin’io toerana izay nisehoan’ny TOMPO taminy io.


fa homeko anao sy ny taranakao mandrakizay ny tany manontolo izay tazanao.


Homeko anao sy ny taranakao mandimby anao ny tany Kanahàna manontolo, dia izao tany ivahinianao izao, ho fananany mandrakizay; ary ho Andriamanitr’izy ireo Aho.


Tamin’izay ianareo mbola mora isaina, mpifindra monina vitsy kely teo amin’ny tany;


Noho izany, dia tsy hisy amin’ny taranakareo hahazo zara tany rehefa hatao indray ny fizaràna eo amin’ny vahoakan’ny TOMPO.


Raha nanome zaratany an’ireo firenena ilay Avo ka nampiely ny taranak’olombelona, dia nozarazarainy am-paritany ireny araka ny isan’ireo anjely:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra