Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 16:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Naoriny ho zo raikitra ho an’i Jakôba izany ho fanekempihavanana mandrakizay ho an’ny taranak’i Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Naoriny ho zo raikitra ho an’i Jakôba izany ho fanekempihavanana mandrakizay ho an’ny taranak’i Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 izay naraikiny ho lalàna tamin’i Jakôba, ary ho fanekem-pihavanana mandrakizay ho an’i Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba Sy ho fanekena mandrakizay ho an’Isiraely,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Izay naoriny ho lalàna ho an'i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an'Isiraely,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 16:17
9 Rohy Ifampitohizana  

Toy izany indrindra ny fianakaviako eo anoloan’Andriamanitra; fa fanekempihavanana maharitra mandrakizay no nataon’Andriamanitra tamiko, dia fanekempihavanana mirindra sy voatandro amin’ny lafiny rehetra. Ny fandresena sy ny zava-tsoa azoko dia Izy no ipoiran’ireny rehetra ireny.


Tsy nitandro ny fanekempihavanana nifanaovany tamin’Andriamanitra izy, fa tsy nety hanaraka ny lalànany;


koa tapa-kevitra Izy fa hanaisotra anareo hiala amin’ny fahoriana atỳ ho any amin’ny tanin’ny Kanahanita sy ny Hetita, ny Amôrita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita, dia tany tondra-dronono sy tantely.»


Mankanesa atỳ amiko ianareo, ka manongilàna sofina; henoy Aho, dia ho velombelona indray ny tenanareo. Hanaovako fanekempihavanana mandrakizay ianareo ka homeko ny fitahiana nampanantenaiko an’i Davida:


–Hajaonareo ny tenin’ity fanekempihavanana ity! Hitenenanao kosa, ry Jeremià, ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema


Andriamanitra dia efa nitondra an’i Jesoa Tompontsika hiala amin’ny fahafatesana, i Jesoa Tompontsika Izay Mpiandry lehibe miahy ny ondry noho ny ra nafoiny ho antoky ny Fanekempihavanana mandrakizay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra