1Tantara 16:16 - DIEM PROTESTANTA16 Fanekempihavanana nataony tamin’i Abrahama sy fianianana nataony tamin’i Itsehàka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 eny, ilay nataony tamin’i Abrahama sy ny fianianany tamin’Isaka; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Fanekempihavanana nataony tamin’i Abrahama sy fianianana nataony tamin’i Itsehàka. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Fanekena nifanaovany tamin’i Abrahama, ny fianianana nataony ho an’i Isaaka, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Eny, dia ilay nataony tamin’i Abrahama Sy ny fianianany tamin’Isaka, Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Eny, dia ilay nataony tamin'i Abrahama sy ny fianianany tamin'Isaka, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 eny, ilay nataony tamin’i Abrahama sy ny fianianany tamin’Isaka; Jereo ny toko |