Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 15:23 - DIEM PROTESTANTA

23 I Berekià sy i Elkanà mpiandry vavahady no teo anilan’ny Vatamasina;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 I Berekia sy i Elikana no mpiandry varavarana amin’ny vata misy ny Fanekena.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 I Berekià sy i Elkanà mpiandry vavahady no teo anilan’ny Vatamasina;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 I Barakiasa sy i Elkanà, no mpiandry varavarana teo akaikin’ny Fiara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary Berekia sy Elikana no mpiandry varavarana amin’ny fiara.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary Berekia sy Elikana no mpiandry varavarana amin'ny fiara.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 I Berekia sy i Elikana no mpiandry varavarana amin’ny vata misy ny Fanekena*.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 15:23
8 Rohy Ifampitohizana  

–Mankanesa any amin’i Hilkià mpisorombe, ka asaivo angoniny ny vola izay naterin’ny olona tao an-tranon’ny TOMPO na noraisin’ny mpiandry varavarana taminy.


Dia nosamborin’ny filohan’ny mpiambina i Seraià mpisorombe sy i Tsefanià lefiny ary ireo mpisorona telo lahy mpiandry varavarana.


Dia niverina tany an-tanàna izy ka niantso ny mpiambina vavahady sady nilaza taminy hoe: –Tonga tany an-tobin’ny Sirianina izahay; fa tsy misy olona intsony ao sady tsy nandrenesana feon’olona akory. Tsy nisy afa-tsy soavaly sy boriky mifatotra ary lay nilaozana fotsiny.


I Kenanià, lehiben’ny levita nisahana ny fitondrana ny Vatamasina, no nampianatra momba ny fitondrana azy satria nanavanana azy izany.


toraka izany koa i Hôbeda-Edôma sy i Jehià mpiandry vavahady. Ary ireto mpisorona ireto kosa, dia i Sebanià sy i Jôsafata, i Natanaela sy i Hamasay mbamin’i Zakarià sy i Benaià ary i Elihezera, no nitsoka trompetra teo alohan’ny Vatamasin’Andriamanitra.


Andriamanitra ô, mba jereo ny mpanjaka izay toy ny ampinga miaro anay; tsinjovy ilay olona voahosotrao.


Dia nandry mandra-maraina i Samoela; ary novohany avy eo ireo varavaran’ny tranon’ny TOMPO, nefa dia natahotra ny hilaza amin’i Helỳ ny fahitàny i Samoela;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra