Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 15:22 - DIEM PROTESTANTA

22 I Kenanià, lehiben’ny levita nisahana ny fitondrana ny Vatamasina, no nampianatra momba ny fitondrana azy satria nanavanana azy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 I Kenania, lehiben’ny levita, no tonian’ny fitondrana entana; nampianatra ny fitondrana entana izy satria hainy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 I Kenanià, lehiben’ny levita nisahana ny fitondrana ny Vatamasina, no nampianatra momba ny fitondrana azy satria nanavanana azy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 I Koneniasa, lehiben’ny Levita momba ny fitondrana ny fanaka no nitarika ny fitondrana, fa nahay izany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary Kenania, lehiben’ny Levita, no tonian’ny fitondrana; ary nampianatra ny fitondrana izy, fa nahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary Kenania, lehiben'ny Levita, no tonian'ny fitondrana; ary nampianatra ny fitondrana izy, fa nahay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 I Kenania, lehiben’ny levita, no tonian’ny fitondrana entana; nampianatra ny fitondrana entana izy satria hainy izany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 15:22
5 Rohy Ifampitohizana  

Ireo lehiben’ny levita kosa nasain’i Davida hanendry ny namany izay tokony hihira miaraka amin’ny zava-maneno, dia ny valiha sy ny lokanga ary ny kipantsona, ka hampanakoako ny feon-kira ho mariky ny firavoravoana.


i Matitià sy i Elifalà, i Mikneià sy i Hôbeda-Edôma ary i Jehiela sy i Hazazià kosa no nitendry tamin’ny lokanga ireo gadom-peo ambany mba hanaingàn-kira.


I Berekià sy i Elkanà mpiandry vavahady no teo anilan’ny Vatamasina;


Akanjo rongony fotsy madinika no nanaovan’i Davida; niakanjo toy izany koa ny levita rehetra izay nitondra ny Vatamasina, sy ny mpiventy hira mbamin’i Kenanià lehiben’ny fitondrana ny Vatamasina. Ary ankoatra izany i Davida dia nisalotra ny lambahoany rongony fanaon’ny mpisorona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra