Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 15:21 - DIEM PROTESTANTA

21 i Matitià sy i Elifalà, i Mikneià sy i Hôbeda-Edôma ary i Jehiela sy i Hazazià kosa no nitendry tamin’ny lokanga ireo gadom-peo ambany mba hanaingàn-kira.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 I Matitia, i Elifeleho, i Mikneia, i Obeda-Edoma, i Jeiela ary i Azazia no nasaina nitendry ny lokanga tamin’ny seminita ho fitarihana ny hira.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 i Matitià sy i Elifalà, i Mikneià sy i Hôbeda-Edôma ary i Jehiela sy i Hazazià kosa no nitendry tamin’ny lokanga ireo gadom-peo ambany mba hanaingàn-kira.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 I Matatiasa, i Elifalò, i Maseniasa, i Obededôma, i Jehiela ary i Ozazio, nanana harpa amin’ny «octave», hitari-kira.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary Matitia sy Elifeleho sy Mikneia sy Obed-edoma sy Jeiela ary Azazia no nasaina nitendry ny lokanga tamin’ny Seminita ho mpitarika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary Matitia sy Elifeleho sy Mikneia sy Obed-edoma sy Jeiela ary Azazia no nasaina nitendry ny lokanga tamin'ny Seminita ho mpitarika.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 I Matitia, i Elifeleho, i Mikneia, i Obeda-Edoma, i Jeiela ary i Azazia no nasaina nitendry ny lokanga tamin’ny seminita ho fitarihana ny hira.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 15:21
11 Rohy Ifampitohizana  

Miaraka amin’izy telo lahy, amin’ny laharana faharoa, ireto mpiandry vavahady namany ireto: dia i Zakarià zanakalahin’i..., i Jahaziela sy i Semiramôta, i Jehiela sy i Honỳ, i Eliaba sy i Benaià, i Mahaseià sy i Matitià, i Elifalà sy i Mikneià, i Hôbeda-Edôma sy i Jehiela ary i Hazazià.


I Kenanià, lehiben’ny levita nisahana ny fitondrana ny Vatamasina, no nampianatra momba ny fitondrana azy satria nanavanana azy izany.


I Asafa no filohany, ary i Zakarià no lefitra. I Jahaziela sy i Semiramôta, i Jehiela sy i Matitià, i Eliaba sy i Benaià ary i Hôbeda-Edôma sy i Jehiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa i Asafa no nively ny kipantsona.


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny valiha torifolo. Salamo nataon’i Davida.


Miderà Azy amin’ny fitsofana anjomara, Miderà Azy amim-baliha sy lokanga.


Miderà ny TOMPO amin’ny lokanga; ka salamo arahim-baliha torifolo no ataovy ho fankalazana Azy.


ka manambara ny fitiavanao raha vao maraina ary ny fahamarinanao mandritra ny alina,


Rehefa izany dia ho tonga ao Gibehà-Elôhima misy andia-miaramila filistinina ianao. Rehefa tonga ao an-tanàna ianao, dia hifanena amin’ny andiana mpaminany izay midina avy eny amin’ny Toeramasina, ka ialohavan’ny mpitendry lokanga sy valiha ny mpively amponga tapaka ary ny mpitsoka sodina. Efa tsindrian-daona haminany avokoa izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra