Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 14:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Ireto no anaran’ireo zanany teraka tao Jerosalema: i Simehà sy i Sôbaba, i Natàna sy i Salômôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ireto no anaran’ny zanany naterany tany Jerosalema: I Samoa, i Sobaba, i Natana, i Solomona,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Ireto no anaran’ireo zanany teraka tao Jerosalema: i Simehà sy i Sôbaba, i Natàna sy i Salômôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Izao no anaran’ny zanany naterany tany Jerosalema: Samoà, Sôbada, Natàna, Nôga,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary izao no anaran’ny zanany naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary izao no anaran'ny zanany naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ireto no anaran’ny zanany naterany tany Jerosalema: I Samoa, i Sobaba, i Natana, i Solomona,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 14:4
15 Rohy Ifampitohizana  

Naniraka an’i Natàna mpaminany ho any amin’i Davida ny TOMPO. Rehefa tonga tany aminy izy, dia nanao taminy hoe: –Nisy lehilahy roa tao amin’ny tanàna iray, ny anankiray mpanankarena ary ny anankiray mahantra.


Ireto avy no anaran’izay naterany tany Jerosalema: i Samòa sy i Sôbaba, i Natàna sy i Salômôna,


Mankanesa any amin’i Davida mpanjaka ka lazao aminy hoe: «Moa tsy efa nianiana tamiko va ianao, ry andriamanjaka, fa i Salômôna zanako lahy no hanjaka handimby anao ka hipetraka eo amin’ny sezafiandriananao. Koa nahoana no i Adônià indray no tonga mpanjaka?»


Dia novaliany hoe: –Efa nianiana tamiko teo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitrao ianao, ry andriamanjaka, fa i Salômôna zanako lahy no hanjaka handimby anao ka hipetraka eo amin’ny sezafiandriananao.


Dia hoy izy: –Fantatrao fa ahy ny fanjakana, ary i Israely iray manontolo no efa nitodika tamiko mba hampanjaka ahy; kanjo dia tafahodina ny fanjakana ka lasan’ny rahalahiko, satria izay no sitrapon’ny TOMPO.


Notiavin’i Salômôna ny TOMPO ka ny toromarik’i Davida rainy no nizorany; nefa izy koa mbola nanao sorona sy nandoro zava-manitra teny amin’ny toeram-panasinana.


Dia mbola naka vady indray i Davida tao Jerosalema ka niteraka zazalahy sy zazavavy.


i Jibehara sy i Elisoa, i Elpeleta


i Jisay, ray niteraka an’i Davida mpanjaka. I Davida kosa no ray niteraka an’i Salômôna (ary dia ny vadin’i Orià no reniny);


zafiafin’i Meleà, zafin-dohalik’i Menà, zafin-kitrokelin’i Matatà, zafim-paladian’i Natàna, ary zafin-dorian’i Davida;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra