Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 1:35 - DIEM PROTESTANTA

35 Ny zanalahin’i Hesao dia Elifaza sy i Rehoela, i Jehisa sy i Jahelama ary i Kôrà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Ny zanakalahin’i Esao dia i Elifaza, i Regoela, i Jeosy, i Jalama ary i Kora.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Ny zanalahin’i Hesao dia Elifaza sy i Rehoela, i Jehisa sy i Jahelama ary i Kôrà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 Zanak’i Esao: i Elifaza, i Rahoela, i Jehosa, i Ihelona ary i Kôre.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ny zanakalahin’i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ny zanakalahin'i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

35 Ny zanakalahin’i Esao dia i Elifaza, i Regoela, i Jeosy, i Jalama ary i Kora.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 1:35
4 Rohy Ifampitohizana  

Toy izao no lisitry ny taranak’i Hesao na koa i Edôma.


Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama, i Kenaza sy i Timnà ary i Hamalèka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra