Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 1:36 - DIEM PROTESTANTA

36 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama, i Kenaza sy i Timnà ary i Hamalèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana, i Omara, i Zefo, i Gatama, i Kenaza, i Timna ary i Amaleka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama, i Kenaza sy i Timnà ary i Hamalèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

36 Zanak’i Elifaza: i Temàna, i Omara, i Sefè, i Gatàna, i Seneza, i Tamnà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Ny zanak’i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Ny zanak'i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

36 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana, i Omara, i Zefo, i Gatama, i Kenaza, i Timna ary i Amaleka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 1:36
9 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanalahin’i Hesao dia Elifaza sy i Rehoela, i Jehisa sy i Jahelama ary i Kôrà.


Ny zanakalahin-dRehoela dia i Nahata sy i Zerà ary i Samà sy i Mizrà.


i Kenaza sy i Temàna, Mibitsara


Noho izany, henoy àry ny tetika novolavolain’ny TOMPO hamelezana an’i Edôma sy ny paika nomaniny hamelezana ny mponina ao Temàna: ho toy ny fitondra biby fiompy mihitsy no hitondrana azy any an-kafa hatramin’ny olona farany indrindra. Ny fonenany mihitsy aza no manilika azy.


Fanambarana momba an’i Edôma. Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: Tsy misy olon-kendry intsony ve ao Temàna? Efa very saina ve ireo matsilo saina? Sa efa vasoka ny fahendreny?


Handefasako afo ny tanànan’i Temàna ka ho levon’izany koa ireo lapa ao Bôtserà.»


Dia ho raiki-tahotra mafy ny lehilahy maherinao, ry Temàna; ka haringana avokoa ny mponina ao amin’ny tendrombohitr’i Hesao.


Tonga avy any Temàna Andriamanitra; Ilay Andriamanitra masina no tamy avy any an-tendrombohitra Paràna. Manarona ny lanitra ny voninahiny ary maneran-tany ny fiderana Azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra