Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 1:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Ny zanakalahin’i Abrahama dia i Itsehàka sy i Jismahela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Ny zanakalahin’i Abrahama dia Isaka sy Ismaela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ny zanakalahin’i Abrahama dia i Itsehàka sy i Jismahela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Zanak’i Abrahama; i Isaaka sy i Ismaely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 NY zanakalahin’i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ny zanakalahin'i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Ny zanakalahin’i Abrahama dia Isaka sy Ismaela.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 1:28
10 Rohy Ifampitohizana  

Nefa hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: –Aza malahelo ny amin’ny zazalahy sy ny mpanompovavinao, fa ekeo izay rehetra nolazain’i Sarà taminao; amin’ny alalan’i Itsehàka manko no hisian’ny taranaka hitondra ny anaranao.


Izao no lisitry ny taranak’i Jismahela, zanakalahin’i Abrahama, naterak’i Hagara ilay Ejiptianina mpanompovavin’i Sarà.


Izao no tantaran’i Itsehàka: I Itsehàka dia zanakalahin’i Abrahama.


i Tera no rain’i Abrama izay hantsoina koa hoe Abrahama.


Ireto avy no taranak’izy telo mianaka: I Nebaiôta no lahimatoan’i Jismahela, dia i Kedara sy i Abdeola, i Mibsama


I Abrahama no ray niteraka an’i Itsehàka. Ny zanakalahin’i Itsehàka dia i Hesao sy i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra