Josoa 13:2 - Baiboly Protestanta Malagasy2 Izao no tany sisa tsy mbola azo: Ny tany rehetra an’ny Filistina sy ny Gesorita rehetra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Izao no tany sisa tsy mbola azo: Ny tany rehetra an’ny Filistina sy ny Gesorita rehetra, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 dia ny faritany manontolo misy ny Filistinina sy ny Gesorita, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 dia ny faritany manontolo misy ny Filistinina sy ny Gesorita, Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Fa izao no tany sisa: ny faritanin’ny Filistinina rehetra sy ny an’ny Gesorianina rehetra, Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Izao no tany sisa tsy mbola azo: Ny tany rehetra an'ny Filistina sy ny Gesorita rehetra, Jereo ny toko |