Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:4 - Baiboly Katolika4 fa tsy maintsy tsarovanao ny fijaliana niaretany sy ny loza lehibe nila hanjò azy noho ny aminao, fony izy nitondra anao tao an-kibony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 tsarovy, anaka, fa niatrika fijaliana maro izy fony nitondra anao tao am-bohòka. Rehefa ho faty izy, dia aleveno eo akaikiko ao amin’ny fasana iray ihany. Jereo ny toko |