Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:3 - Baiboly Katolika3 Raha avy izay handraisan’Andriamanitra ny fanahiko, dia aleveno ny vatako, hajao amin’ny andro rehetra iainanao ny reninao; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ary nantsoin’i Tôbita ity zanany lahy; ka rehefa tonga teo aminy, dia nilazany hoe: –Ataovy tsara levenana aho, rehefa maty. Hajao ny reninao, ary aza ilaozana izy amin’ny andro rehetra hiainany. Ataovy izay mahafaly azy, fa aza mampalahelo azy na amin’inona na amin’inona; Jereo ny toko |