Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:2 - Baiboly Katolika2 dia hoy izy taminy: «Henoy ny teny aloaky ny vavako, anaka, ary alatsaho ho toy ny fototra mafy ao am-ponao izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ka hoy izy anakampony: «Nangatahiko tamin’Andriamanitra ny ho faty, ka tsara ny hiantsoako an’i Tôbià zanako lahy mba hampahafantarako azy ny amin’io vola io alohan’ny hahafatesako.» Jereo ny toko |