Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 4:5 - Baiboly Katolika

5 Ary raha avy koa izay hahatapitra ny andro iainany, dia aleveno eo akaikiko izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 «Anaka, tsarovy hatrany ny Tompo, ary aza manaiky hanota na handika ny didiny. Amin’ny androm-piainanao rehetra, manaova asa soa ary aza ny lalam-paharatsiana no izorana,

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 4:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra