Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 4:15 - Baiboly Katolika

15 Raha misy olona miasa ho anao, aloavy miaraka amin’izay ny karamany, fa aza tanana izay karaman’ny mpikarama hijanona ao aminao na dia tapak’andro kely aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Izay zavatra halan’ny tenanao, dia aza atao amin’ny hafa. Aza misotro divay tafahoatra ka ho tonga mamon’izany; aoka ny hamamoana tsy hiara-dia aminao eny an-dalanao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 4:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra