Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:16 - Baiboly Katolika16 Mitandrema tsara mba tsy hanao amin’ny hafa izay mahatezitra anao raha atao aminao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 «Ny mofonao izarao amin’izay noana ary ny fitafianao izarao amin’izay tsy mitafy. Anaovy fiantrana ny zavatra rehetra mihoatra ny ilainao; ary aoka ny fijerinao tsy hanenina, rehefa nanao fiantrana ianao! Jereo ny toko |