Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:14 - Baiboly Katolika14 Aza avela hanjaka ao am-ponao, na amin’ny teninao, na oviana na oviana, ny fiavonavonana, fa io no fototra niandohan’ny ratsy rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 «Aza tanana ho amin’ny ampitso ny karaman’ny mpiasa, fa aoka haloanao avy hatrany; raha manompo an’Andriamanitra araka izany ianao, dia hisy valisoa hasetriny anao. Mitandrema tena ianao, anaka, amin’ny zava-drehetra ataonao, ary aoka hiharihary fa tsara taiza ianao amin’ny fitondrantenanao manontolo! Jereo ny toko |