Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:13 - Baiboly Katolika13 Fadio avokoa, anaka, rehefa mety ho fahalotoana, ary afa-tsy amin’ny vadinao, dia aoka tsy hisy asa mahameloka haninian’ny fieritreretanao anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Koa tiavo, anaka, ny Israelita mpiray firenena aminao; aza miavonavona amin’olona anisan’ny firenenao, na lahy na vavy, ka hihevitra ny tsy haka vady eo aminy. Ny fiavonavonana manko dia miteraka faharavana sy fikorontanana maro; toy izany koa ny fahakamoana dia miteraka fahantrana sy fahadiranovana goavana, satria ny fahakamoana no loharanon’ny mosary. Jereo ny toko |