Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 2:9 - Baiboly Katolika

9 Andriamanitra anefa no natahoran’i Tobia noho ny mpanjaka, ka nalainy ihany ny fatin’io novonoina, nafeniny tao an-tranony, dia naleviny nony alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Tamin’io alina io, rehefa avy nandro ho fidiovako aho, dia lasa nitsotsotra tao an-tokotany, nanaraka ny lavan’ny tamboho; ary tsy nisaron-tava aho noho ny hafanana.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 2:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra