Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 2:8 - Baiboly Katolika

8 Nanome tsiny azy avokoa anefa ny olona manodidina azy, nanao hoe: «Efa nodidiana hovonoina ho faty ianao noho izany ihany, ary vao afaka tamin’izany fanamelohana ho faty izany ianao, dia manomboka mandevina ny maty indray!»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Nanesoeso ahy avokoa ireo mpiara-monina nanao hoe: –Tsy matahotra intsony ve izy? Efa notadiavina hovonoina ho faty izy noho ny fihetsika toy izao ary voatery nandositra; kanefa indro izy mbola mamerina mandevina ny maty indray!

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 2:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra