Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 2:5 - Baiboly Katolika5 Avy nanafina io izy vao nisakafo, tamin-kovitra aman-dranomaso, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Rehefa tafaverina tao an-trano aho, dia nisasa tanana ho fidiovako; avy eo dia nisakafo tamim-pisaonana aho Jereo ny toko |