Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 2:4 - Baiboly Katolika

4 nalainy io, dia nentiny nafenina tao an-tranony, haleviny amim-pahamalinana, rehefa maty ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Navelako teo tsy nokasihiko akory ny sakafoko, dia nihazakazaka nankany an-kianja aho mba haka ilay faty. Napetrako tao an’efitra fanampin-trano izany; ka niandry ny hilentehan’ny masoandro aho vao nandevina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 2:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra