Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 2:3 - Baiboly Katolika3 Dia lasa ilay zanany; nony niverina izy, dia nilaza taminy fa misy zanak’i Israely anankiray, novonoin’olona, ka mitsitra foana ao an-dalam-be ao. Nitsangana niaraka tamin’izay i Tobia, niala tamin’ny latabatra, navelany teo ny sakafo, tsy nihinana izy na dia kely aza; nony tonga tany amin’ilay faty izy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Dia lasa i Tôbià nitady mahantra anankiray teo anivon’ireo havanay; kanjo niverina izy sady nihoraka hoe: –Dada ô! Ka hoy aho hoe: –Ahoana izay, anaka? Dia novaliany hoe: –Dada ô, misy olona mpiray firenena amintsika vao novonoina ho faty ao. Nokendaina izy io, dia natsipy teo an-kianja, ary mbola ao izao. Jereo ny toko |