Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 2:2 - Baiboly Katolika

2 ka hoy izy tamin’ilay zanany: «Mandehana ary mitondrà mankatỳ olona vitsivitsy iray foko amintsika, izay matahotra an’Andriamanitra, hiara-misakafo amintsika.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 ary nitondrana karazan-kanina matsiro maro; ka hoy aho tamin’i Tôbià zanako lahy: –Ndeha, anaka, mankany amin’ny Israelita havantsika voababo eto Ninive. Dia mitadiava mahantra anankiray miraiki-po manontolo amin’ny Tompo; ary ento izy hiara-misakafo amiko. Tsy mbola hitehin-kanina aho, anaka, mandra-piverinao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 2:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra