Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 2:1 - Baiboly Katolika

1 Tatỳ aorian’izany, tonga ny anankiray amin’ny fetin’ny Tompo, ary nanomanana sakafo lehibe tao an-tranon’i Tobia,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Tamin’ny nanjakan’i Asaradôna no tafaverina tao an-tranoko tao Ninive aho ka nifankahita indray tamin’i Hanà vadiko sy tamin’i Tôbià zanako lahy. Tamin’ny fankalazànay ny Pentekôsta, izany hoe ilay fankalazana masina ny Herinandro fito, dia nanaovana sakafo tsara aho. Nipetraka hihinana izany aho

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 2:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra