Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 2:6 - Baiboly Katolika6 fa tsaroany ilay tenin’ny Tompo nolazainy tamin’ny vavan’i Amôsa mpaminany hoe: «Hanjary fitolokoana amam-pisaonana ny andro fetinareo.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 sady nahatsiaro ny teny voalazan’ny mpaminany Hamôsa tamin’ny mponin’i Betela hoe: «Havadiko ho fisaonana ny fetinareo ary ho fitomaniana ny hiram-pifalianareo.» Ary nitomany aho. Jereo ny toko |